Entry manongaratre
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanala] manjavona antoandro ampara-bodilanitra (toa misy mandoro tavy any ho any) [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 
Analogues  antongaratre

Updated on 2009/09/01