| Entry | 1 manondritra |
| Root | 2 tondritra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manatodika
5 Manolaka (hadisoana) 6 Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 11 manondrotra |
| Anagrams | 12 manitrandro, 13 manondritra |
| Updated on 2025/09/12 |
|