Entry manondrika (ondrika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mampilefitra (loha), mampirona, mampiraika [Rajemisa 1985]
English definition   to make to bow. [Richardson 1885]
Morphology  
manondrika
nanondrika
hanondrika
manondreha

Entry manondrika
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mandronjina [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06