Entry manondraka (tondraka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana isan-kariva izy [Rajemisa 1985]
English translation   to water, to moisten [Hallanger 1973]
French translation   arroser, humecter [Hallanger 1974]
Morphology  
manondraka
nanondraka
hanondraka
manondraha

Updated on 2013/04/05