Entry manolaky
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taimoro] mamoaka ny omby avy ao am-bala ihany, kanefa tsy iandrasana [Rakotosaona 1972]

Entry manolaky
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taimoro] manosika, maharevo (fitiavana) [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] manosika
¶ mampirisika
¶ maka vehivavy ankeriny [Rakotosaona 1972]

Entry mañolaky (holaky)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mianjera [Rakotosaona 1972]

Entry manolaky
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mandronjona [Rakotosaona 1972]

2010/05/06