Entry manolaka (tolaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana
¶ Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray
¶ Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [Rajemisa 1985]
English definition   to quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [Richardson 1885]
Morphology  
manolaka
nanolaka
hanolaka
manolaha
Synonyms   manolakolaka

Entry manolaka (tolaka)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   (teny tranainy) Enti-milaza olona manoto vintana [Rajemisa 1985]

Entry manôlaka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] manary zaza [Rakotosaona 1972]

Entry manolaka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Sihanaka, Tambahoaka] mamosavy [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/04/04