Entry manoboka (tsoboka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] manatsoboka [Rakotosaona 1972]
   Mandentika, manasoka: Manoboka vy ao anaty rano Rabe
¶ Mampiditra: Manoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [Rajemisa 1985]
Morphology  
manoboka
nanoboka
hanoboka
manoboha
Synonyms   manatsoboka
Quotes  

Updated on 2013/03/23