Entry manoatra (hoatra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manan-tombo: Manoatra an-dRakoto amin' ny havaventy Rabe
¶ Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra noho ny raozy ny lisy [Rajemisa 1985]
English definition   to exceed, to surpass, to go over to overtake and pass [Hallanger 1973]
French definition   excéder, surpasser; attraper et excéder [Hallanger 1974]
Morphology  
manoatra
nanoatra
hanoatra

Entry manoatra
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Sihanaka] misolo [Rakotosaona 1972]

Entry mañoatra
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano, Tambahoaka, Tanala] manoaka: Vokisana hiasa ka mañoatra ambodi-tahalake (fahadisoam-panantenana) [Rakotosaona 1972]
Morphology  
manoatra
nanoatra
hanoatra

2010/05/06