| Entry | 1 manketo |
| Root | 2 eto |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha, manatona eto: Tsy misy mahazo manketo raha tsy antsoiko [1.1] |
| Explanations in English |
5 to come here (close by, in sight) [1.7] |
| Explanations in French |
6 venir ici (tout près, visible) [1.8] |
| Examples |
7 Mandeha indray ny tafika dia manketo Mahamasina;
[2.48]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|