| Entry | 1 mankatoto |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] manamafy: Lehe ampela tsa mankatoto fanambadiaña ko misaraha ho mpianadahy fady (Raha vehivavy tsy manamafy ny fanambadiany dia misaraha ho mpianadahy fady)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|