|
|
|
|

Entry1 mankatelina
Root  2telina
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1]
Explanations in English  5 to swallow; to approve; to express thanks for [1.7]
Explanations in French  6 approuver [1.3#693, 1.8]
7 agréer, approuver avec satisfaction [1.3#693]
8 apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
Examples  9 mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà [2.1022#]
10 mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606#]
Morphology 
11 Present :
12 Past :
13 Future :

Updated on 2025/09/12