| Entry | 1 mankandoa |
| Root | 2 loa |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin' izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoany marary ny mpitsabo raha nihinanjavatra ratsy toy ny poizina izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 8 manandoka, 9 mandonaka, 10 mankandoa |
| Updated on 2025/09/12 |
|