Entry | 1 mankalalina |
Root | 2 lalina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 8 manalalina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |