Entry manjary (zary)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary [Rajemisa 1985]

Entry manjary (zary)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara, Tambahoaka] tonga [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mahavokatra [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara [Rakotosaona 1972]
   Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry
¶ Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano
¶ Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo [Rajemisa 1985]
English definition   to become; to turn out well [Hallanger 1973]
French definition   devenir, se transformer [Hallanger 1974]
Morphology  
manjary
nanjary
hanjary
manjaria
  

2013/04/04