| Entry (1/2) | 1 manjamaso |
| Elementary words | 2 manja, 3 maso |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony" [1.1] |
| Vocabulary | 6 Biology |
| Entry (2/2) | 7 manjamaso |
| Elementary words | 8 manja, 9 maso |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|