Entry manitikitika (kitikitika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako
¶ Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko
¶ Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko [Rajemisa 1985]
English definition to tickle, to touch with the fingertips [Hallanger 1973]
French definition chatouiller, toucher avec le bout des doigts [Hallanger 1974]
Morphology 
manitikitika
nanitikitika
hanitikitika
manitikitiha

Updated on 2012/06/07