| Entry | 1 mañiritsa |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 manitrika anaty rano: Aza mahere mañiritsa piso fange ipitihan-drano feno volo (Aza dia fatra-panitrika saka anaty rano fandrao fendrahany rano misy ny volony)
[Betsileo]
[1.78] |
| Anagrams | mañiritsa, 4 manisitra |
| Updated on 2025/11/17 |
|