Entry | 1 maninona |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Root | 3 inona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao inona: Maninona eto ianao? Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay |
Explanations in English |
5 [1.7] what of it ? what happened ? what's the matter? |
Explanations in French |
6 [1.8] quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas? |
Examples |
7 [2.643#122] Ary raha tsy manatrika moa maninona?
8 [2.356#104] Fa maninona ny zanako no tsakoahina? 9 [2.895#88] maninona izato izy no mando volomaso; |
All compound words |
|
Anagrams | 12 maninona, 13 manonina, mañonina |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |