Entry manihy (hihy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanala] mikiky, mikory [Rakotosaona 1972]
   [ mañihy ] [Tanosy] mikiky [Rakotosaona 1972]
   Mikiky (hazo); manala ny hodi-malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka [Rajemisa 1985]
Morphology  
manihy
nanihy
hanihy
manihisa

Entry mañihy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mamatra [Rakotosaona 1972]

2010/05/05