Entry mangolokoloka (holokoloka)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tena madio dia madio (enti-milaza ny lamba ihany) [Rajemisa 1985]

Entry mangolokoloka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] manao bakobakororo [Rakotosaona 1972]

Entry mangolokoloka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Sihanaka] lalimbe (hantsana) [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06