Entry mangoleda
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tankay] (dihy) mandeha mitongetretra, ny faladia aroso dia velarina miankavia, miankavanana hatrany: tsiroaroa no miaraka, ka mifanesy toy ireny manao salegy ireny. [Ndemahasoa: Antakay]
Examples   Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, page 90]

Updated on 2017/12/06