| Entry | 1 mangiaka |
| Root | 2 hiaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao irỳ riana mangia-potsy irỳ? / Mangiaka mena ny faravodilanitra alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1] |
| Anagrams | 5 mangaika, 6 mangiaka, 7 miakanga |
| Updated on 2025/09/12 |
|