|
|
|
|

Entry1  mangetriketrika
Root  2 hetriketrika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 [Bezanozano] malaza, manetriketrika [1.78]
5 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
6 Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana
7 Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1]
Synonyms  8 manetriketrika, mangetrika

Updated on 2026/02/04