Entry mangesa
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Ny ompa hoe "matesa" novana kely mba tsy ho azo avy hatrany: Ilay mangesa itỳ! [Rajemisa 1985]

Entry mangesa
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] manambany [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/02/23