|
|
|
|

Entry1  mangeokeoka
Root  2 heokeoka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho [1.1]
Explanations in English  5 to feel a tickling sensation in the throat. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9 mangeoka

Updated on 2025/11/13