Entry mangataka andro (andro, hataka)
Part of speech expression
Malagasy definition miangavy fanemorana ho amin' ny andro hafa indray; miangavy ny hampihemorana ny fotoana efa nifanarahana na nifanekena [Rajemisa 1985]
English definition to procrastinate. [Richardson 1885]
 to ask for time; to put things off [Hallanger 1973]
French definition demander du temps; ajourner [Hallanger 1974]

2012/05/31