| Entry | 1 manganana |
| Root | 2 hanana |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy [1.1] 5 mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela [1.13] |
| Explanations in French |
6 douce-amère [1.13] |
| Synonyms | 7 mangananganana |
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 9 manangàna, manangana, 10 manganana |
| Updated on 2025/10/18 |
|