| Entry | 1 mangalihaly |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Mainty mamiratra toy ny voangaly
[2.285] |
| Examples |
4 Ty vetson' ny tany miantso hifamaly Henoy re, ry rahona, mangalihaly.
[2.285]
5 Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643] |
| Anagrams | mangalihaly, 6 mangilahila |
| Updated on 2025/09/12 |
|