Entry mangady (hady)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] mihady [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mihady, manala avy ao anaty lavaka [Rakotosaona 1972]
 Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady [Rajemisa 1985]
English definition to dig, to delve. (Prov.) [Richardson 1885]
Morphology 
mangady
nangady
hangady
mangadia

2010/05/05