| Entry | 1 manevra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 mpiasa tanana [3.1] |
| Examples |
4 Tsika tsy mafiam-bola maro, ka tsika ro manevra edin'ny tsarampatia, mizara roa tsika, sasany sasany.
[2.606]
5 dia ny mpandrafitra, sy ny manevra, ny mpandrafi-bato, hividianana hazo amam-bato voapaika hanamboarana ny trano. [2.996] |
| Updated on 2025/09/12 |
|