| Entry | 1 manetry tena |
| Elementary words | 2 manetry, 3 tena |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona
[1.1] |
| Explanations in English |
6 to humble oneself
[1.7] |
| Explanations in French |
7 s'humilier, être humble
[1.8] |
| Examples |
8 Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
[2.996]
|
| Synonyms | 9 mietrytena |
| Analogs | 10 manambany tena, 11 manao tsinontsinona ny tena, 12 manaratsy tena, 13 manaratsy tena toa omby hantsika, 14 manavazin-tena, 15 manivaiva tena, 16 mietry tena, 17 mivazina |
| Updated on 2026/04/22 |
|