| Entry | 1 manetry montotra |
| Elementary words | 2 manetry, 3 montotra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mampietry izay avo mandondona [1.1] |
| Examples |
6 tsy misy manetry montotra aminy fanjaka'ko fa izany no manetry montotra, dia maty ko, hoy Andrianampoinimerina
[2.48]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|