| Entry | 1 manentohento |
| Root | 2 hentohento |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hisentoana, hitarainana
5 Manao lafo loatra, mivaro-bolony [1.1] |
| Explanations in French |
6 Faire soupirer, faire gémir
7 surfaire le prix [1.3] |
| Examples |
8 Fo tsy voafatotr' Ankaratra sy Andringitra ka aty Bongolava sy Bemaraha no manentohento ny lohako e!
[2.528]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|