Entry manendrika (endrika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mety tsara amy...: Manendrika azy iny [...]
¶ Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany n [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [Hallanger 1973]
French translation   embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [Hallanger 1974]
Examples   ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [Rajohanesa: Kintana]
Manendrika ny vozonao ireo rado. [Baiboly: 26:001:010/Tononkira 1:10..]
Morphology  
manendrika
nanendrika
hanendrika
Quotes  

Updated on 2013/04/16