|
|
|
|

Entry1  manendaka
Root  2 endaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany. [1.1]
Explanations in English  5 to flay, to peel off. [1.7]
Explanations in French  6 écorcher, dépouiller. [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11 manenda-damba

Anagrams  12 manakenda, manakendà, 13 manendaka

Updated on 2025/11/12