Entry manemotra (hemotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy
¶ Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka?
¶ Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra [Rajemisa 1985]
English translation   to delay the time; to reduce [Hallanger 1973]
French translation   renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [Hallanger 1974]
Morphology  
manemotra
nanemotra
hanemotra
manemora

Updated on 2012/05/30