Entry manelo (elo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [Rajemisa 1985]
English definition   to hinder, to impede [Richardson 1885]
Morphology  
manelo
nanelo
hanelo
maneloa

Entry mañelo
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bara, Taisaka] marary [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] marary, manaintaina [Rakotosaona 1972]
English definition   (manelo) to be ill. [Richardson 1885]
Vocabulary  

Updated on 2010/05/14