Entry mandry ivohon' ny vato (andry, voho, vato)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato [Rajemisa 1985]
English translation to be secure [Hallanger 1973]
French translation être en sûreté [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31