Entry mandryakeky > mandry akaiky (andry, akaiky)
Part of speech expression
Malagasy definition miala mandry nefa tsy lavitra ny tranon' ny tena (avy amin' ny ohabolana hoe: Mandry akaiky ohatra ny menaka [Rajemisa 1985]
English definition to make short stages on a journey, and then remain for the night. [Richardson 1885]
French definition [ mandry akeky ] Dormir hors de chez soi mais tout près comme les rôdeurs; faire une petite étape [Abinal 1888]