Entry mandrota (rota)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanala] mandrovitra, mahatonga ho rota: Tsy hay ñy rivotra fa mandrota raha (tsy zaka ny rivotra fa mandrovo-javatra) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mandrovitra [Rakotosaona 1972]
   Mandrovitra, manimba [Rajemisa 1985]
Morphology  
mandrota
nandrota
handrota

2010/05/14