Entry mandromotra (romotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] manaikitra [Rakotosaona 1972]
   Manaikitra, mandrovitra amin' ny nify, amin' ny tanana
¶ Mandidy amin' ny antsy dombo, manapaka amin' ny tsofa [Rajemisa 1985]
Morphology  
mandromotra
nandromotra
handromotra
mandromota

Updated on 2010/05/14