Entry mandramby (ramby)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Misambotra tampoka ary an-kery amin' ny nify [Rajemisa 1985]
French definition   saisir subitement avec les dents, mordre [Abinal 1888]
Morphology  
mandramby
nandramby
handramby
mandrambia, mandrambasa

Entry mandramby (ramby)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mandray [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] manaiky, mandray [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] manikitra, mandray [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mandray [Rakotosaona 1972]
   mandrefy [SLP: Voambolana]
English definition   prov. For mandray (ray) [Richardson 1885]
French definition   lever [SLP: Voambolana]

Updated on 2012/05/15