|
|
|
|

Entry1  mandevilevy
Root  2  levilevy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko
Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra
Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1]
Explanations in English  5  to threaten, to scold [1.7]
Explanations in French  6  gronder, gourmander [1.8]
Examples  7  Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty. [1.437#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 lendemivavy, 13 mandevilevy

Updated on 2025/09/12