Entry | 1 mandentika |
Root | 2 lentika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy [1.1] |
Explanations in French |
5 enfoncer [1.13] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |