Entry mandefitra (lefitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka
¶ Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona
¶ Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [Rajemisa 1985]
English definition to endure, to suffer; to show forbearance [Hallanger 1973]
French definition supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [Hallanger 1974]
Morphology 
mandefitra
nandefitra
handefitra
mandefera
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2012/05/08