Entry | 1 mandavo |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 lavo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manjera, mamotraka, manongana |
Explanations in English |
5 [1.2] to throw down, to strike down 6 [1.7] to cast down, to cause to fall |
Explanations in French |
7 [1.8] faire tomber; abattre |
Examples |
8 [2.69#] mandavo sorera ny lainga.
9 [2.245#] Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. 10 [2.643#] Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo. |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandavo |
Anagrams | 17 mandavo, 18 mandova, mandovĂ |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |