|
|
|
|

Entry1  mandatsa-bato
Elementary words  2 mandatsaka, 3 vato
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato
6 (ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana [1.1]
7 mandray anjara amin'ny fifidianana [1.13]
Explanations in English  8 to recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour
9 to choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered [1.2]
Explanations in French  10 voter [1.13]

Updated on 2025/09/12