Entry mandango (lango)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manambitamby, manangoly: Loza io zazavavy io raha handango an-dreniny rehefa misy zavatra tiany ho azo [Rajemisa 1985]
Morphology 
mandango
nandango
handango
mandangoa

Entry mandango (lango)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny ravim-paraky endasina alohan' ny hitonoana azy, izay tonga malefaka indray rehefa mangatsiaka [Rajemisa 1985]
French definition se dit des feuilles de tabac qu'on a chauffées pour être pulvérisées et qui redeviennent souples en se refroidissant [Abinal 1888]

2013/03/24