Entry mandampatra (lampatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manatsotra ny tongotra ka mahakasika olona: Aza mandampatra any amin' ny zokinao ianao fa mikisaha [1.1]
Morphology 
Present : mandampatra
Past : nandampatra
Future : handampatra
Imperative : mandampara

Updated on 2023/01/05