Entry mandamoka (lamoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [Rajemisa 1985]
French definition appesantir, fatiguer, dégoûter [Abinal 1888]
Morphology 
mandamoka
nandamoka
handamoka
mandamoha

Entry mandaka
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko
¶ Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [Rajemisa 1985]
English definition to be defective, not to come to perfection [Richardson 1885]
Morphology 
mandamòka
nandamòka
handamòka

Entry mandamoka
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bezanozano] mikapoka [Rakotosaona 1972]

2010/05/05